Institut National de Santé Publique et Communautaire ou INSPC
Adresse postal : Ex Ecole de médecine de Befelatanana - B.P. 176, Antananarivo - Madagascar.
E-mail : inspcbefela@gmail.com
Namoy ny Raiamandreny ny fianakaviamben’ny Fahasalamana ho fanomezam-boninahitra ho an’i Professeur RANDRIANARIMANANA Vahiniarison Dieudonné dia nametrahana toerana manokana eo amin’ny INSPC Befelatanana izay toerana mitondra ny Anarany.
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiasa ary ny Mpianatra eto anivon’ny Ivotoerana INSPC dia maneho ny fiaraha-miory sy mankahery ny Fianakaviany.
Mandria am-piadanana Professeur.
La Journée internationale des femmes en anglais, International Women’s Day ou IWD, également appelée journée internationale des droits des femmes dans certains pays est célébrée le 8 mars. C’est une journée internationale mettant en avant la lutte pour les droits des femmes et...
Ho fitadiavam-bahaolana maharitra manoloana izao kere mahazo ny havana any atsimo izao dia nisy ny fandaminan’asa vaovao noraisina.Tapaka ary fa hapetraka ao Amboasary ny « COC » na « Centre Opérationnel de Coordination » izay ho eo ambany fitarihan’ny...
Notanterahina ny Sabotsy 07 novambra tao amin’ny le Pavé Antaninarenina ny atrikasa ho fanatsaràna ny ady atao amin’ny valanaretina « covid-19 » izay misy eto amintsika sy hanamoràna ny fanaovana tatitra sy fikirakirana ny antontan’isa ho an’ireo mpitsabo tsy...
Manoloana ny fiakaran’ny trangana "Covid-19" manerantany tato ho ato, ary hisorohana ny tsy hisehoan’izany eto Madagasikara dia nanatanteraka "Point de presse" andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, teto amin’ny Foiben’ny...
Tsy manao ambanin-javatra ny ady amin’ny « Covid-19 », ny Fitondram-panjakana Malagasy sy ny Ministeran’ny Fahasalamamam-bahoaka ary ireo Mpiaramiombonantoka aminy. Porofon’izany, maska na arotava miisa 100.000 no natolotry ny Masoivoho Koreanina Tatsimo izay miasa sy...
Notanterahana ny 8 Nôvambra 2019, tao amin’ny efitrano fivorian’ny INSPC Mahamasina ny fanolorana lokan’ireo sekoly mendrika tamin’ny fifaninanana « SEKOLY MIADY AMIN NY TAZOMOKA ». sekoly miisa 37 tamin’ireo 200 nandray anjara no notolorana fanomezana izay nahitana...
DECISION N° 150 - MSANP/SG/INSPC/DG portant inscription à la formation (...)
Liste des candidats admis pour le concours de recrutement de 25 (...)
Listes des candidats admis définitivement aux concours MAH session septembre (...)
DECISION N° 139 -MSANP/SG/INSPC/DG. Portant inscription à la formation en (...)
DECISION N° 124/2019-MSANP/SG/INSPC/DG. Portant rectification des dates (...)
ARRÊTÉ INTERMINISTÉRIEL N° 10 444 /2019 MSANP
Portant ouverture et (...)
ARRÊTÉ INTERMINISTÉRIEL N° 10 443 /2019 MSANP
Portant ouverture et (...)
DECISION N° 016 -MSANP/SG/INSPC/DG. Portant ouverture de l’inscription à la (...)
DECISION N°144 /2018-MSANP/SG/INSPC/DG. Portant report de la date du (...)
DECISION N° 141 -MSANP/SG/INSPC/DG. Portant ouverture de l’inscription à la (...)
Télécharger ici le fiche d’inscription pour les candidats de nationalité (...)