Misokatra ary vonona ny hiara-hiasa amin’ny ankolafy rehetra ny Ministeran’ny Fahasalamana, koa manentana antsika hampita ireo hafatra fototra sy vaovao ôfisialy avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, hoy Andriamatoa Talen’ny Fampiroboroboana ny Fahasalamana tamin’ireo Mpanao Gazety izay nanatrika ny fihaonana fizaram-baovao mikasika ny « coronavirus » ny 14 Febroary 2020.

Nandray anjara tamin’ity Fihaonana namapahafantarana ny « Coronavirus » tamin’ny Mpanao Gazety ity ihany koa ny OMS Madagascar sy ny ASOS Madagascar