๐€๐Š๐Ž๐’๐๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐-๐ƒ๐Ž๐‡๐€ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐๐„ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜: ๐…๐š๐ง๐š๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ฌ๐š ๐ฏ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐š๐ง๐š ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ๐จ.
๐“๐จ๐ฅ๐š๐ ๐ง๐š๐ซ๐จ, ๐Ÿ๐Ÿ-๐Ÿ๐Ÿ ๐‰๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ
๐…๐จ๐ฒ๐ž๐ซ ๐‚๐€๐Œ๐ ๐…๐‹๐€๐‚๐Ž๐”๐‘๐“

SEHATRY NY FAHASALAMANA

Ankoatra ny fandrindram-piterahana maimaimpoana dia CSB miisa 21 sy Hรดpitaly Manarapenitra miisa 2 no ho atsangan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho fampandrosoana ny Faritra Androy sy Anosy.

Anisan’ny noresahan’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamana ihany koa ny CRNM ao Amboasary izay natao hitiliana sy handraisana an-tanana ireo olona izay tratry ny tsifanjariantsakafo izay mahazo iny faritra atsimon’i Madagasikara iny.

Ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia eo akaikin’ny vahoaka hatrany ary manao ny ezaka rehetra amin’ny fanatsร rana ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo izay miainga amin’ny filร na avy eny ifotony.

๐•๐ž๐ฅ๐ข๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐๐ข๐ฆ๐ฒ: ๐…๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐จ๐ค๐š๐ฃ๐ข๐ง-๐ญ๐š๐จ๐ง๐š

๐…๐š๐ง๐š๐๐ข๐ก๐š๐๐ข๐š๐ง๐š: ๐’๐‚๐Œ/๐ƒ๐ข๐ซ๐‚๐จ๐ฆ-๐Œ๐’๐€๐๐