CHRD FARATSIHO

Nahazo fiara vaovao fitaterana marary izay vokatry ny fiarahamiasa teo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy Andriamatoa Solombavambahoaka voafidy tao Faratsiho.

Fampitam-baovao: Faratsiho Chrd