DRSP VATOVAVY FITOVINANY

Tontosa ny Alakamisy 22 jolay 2021 lasa teo tao amin’ny Lapan’ny Tanana Ambiabe, distrikan’i Ifanadiana ny fanombohana ofisialy ny Tolotra fahasalamana ho an’ny daholobe na « CSU ».

Olomboafidy sy Manampahefana maro isan-tsokajiny no tonga nanome voninahitra izany.

Nanome tanana akaiky ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny fanatanterahana izao hetsika fanatsaràna ny fahasalamam-bahoaka izao ny ONG PIVOT.

Tanjona amin’izany ny hanaovana « District pilote » ny Distrikan’i Ifanadiana.

𝑨𝒉𝒂𝒇𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒎𝒊𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒑𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 « 𝑪𝑺𝑼 ».

#CACSU_MSANP
#PIVOT