Anisan’ny miara-miasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa amin’ny fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy amin’ny fampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona (humanisation de soins) ireo toeram-pitsaboana tsy miankina.

Izao maraina izao dia mitokana ny « Clinique médico-chirurgicale SILOAMA » ao Lanirano Fort-Dauphin, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis.

Fampitam-baovao: SCM/DirCom-DRSP Anosy