Tonga tao aminโ€™ny fitaleavam-paritra tao Vatovavy Fitovinany ireo farafara sy kidoro miisa 200 ho fampitaovana ireo CSB ao aminโ€™io faritra io, ankoatrโ€™izay dia nisy ihany koa ny ยซ groupe รฉlectrogรจne ยป sy congรฉlateur.Izao moa dia vokatrinโ€™ny fiaraha-miasa niarahana taminโ€™ny USAID-MSH ACCES.
————————–
Fruit de collaboration avec l’USAID-MSH ACCESS, la Direction Rรฉgionale de la Santรฉ Publique Vatovavy Fitovinany a rรฉceptionnรฉ les รฉquipements destinรฉs ร  tous les CSB au niveau de cette rรฉgion. Il s’agit, entre autres, de 200 lits et matelas, de groupes รฉlectrogรจnes et de congรฉlateurs.