Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny andiany faharoa izay tanterahina manomboka androany etsy amin’ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha.
Marihana fa ireo olona izay nisitraka ny fanaovam-baksiny covishield andiany voalohany ny andron’ny faha 10 may 2021 ka hatramin’ny faha 24 may 2021 aloha no asaina hisitraka izany ary hisy ny fandaminana ho an’ireo daty hafa.
Mankasitraka antsika rehetra amin’ny fanarahana ny lamina napetraka.
๐…๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ฆ-๐›๐š๐ค๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ:
๐’๐š๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐ ๐จ๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ: ๐’๐‚๐Œ/๐ƒ๐ข๐ซ๐‚๐จ๐ฆ-๐Œ๐’๐€๐๐
17