๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐•๐€๐‹๐€๐๐€๐‘๐„๐“๐ˆ๐๐€ ๐‚๐Ž๐•๐ˆ๐ƒ-๐Ÿ๐Ÿ—

Nigadona tetsy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny vaksiny ยซย Sinopharmย ยป 300.000 fatra izay fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana Sinoa ho entina hanamafisana hatrany ny ady hatrehina amin’ny valanaretina COVID-19.

Ity no andiany faha-4 tamin’ireo fahatongavana fatram-baksiny raha ho antsika eto Mafagasikara.

Tonga nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ho an’ny fitondram-panjakana Malagasy, izay noraisina tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ny Masoivoho Sinoa izay miasa sy monina eto amintsika.