๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ, ๐ŸŽ๐Ÿ– ๐จ๐ค๐ญ๐จ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ-
Nody ventiny ny rano nantsakaina, tontosa taminโ€™ity andro anio ity, teny Ivandry ny Atrikasa ho fankatoavana ny Drafitrโ€™asam-pirenena momba ny fiarovana ara-pahasalamana rehefa novolavolaina nandritra ny volana maro.
โœ…Andrim-panjakana samihafa sy Mpiaramiombonantoka maro no niara-nikaon-doha taminโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka taminโ€™ny famolavolana sy ny fankatoavana azy ity, anisanโ€™izany ny avy eo anivonโ€™ny Primatiora, ny avy aminโ€™ny Banky iraisam-pirenena sy ny Fikambanambe iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana (OMS).
โœ…Noho ny ezaka lehibe nataonโ€™ny rehetra dia afaka mirehareha araka izany i Madagasikara fa anisan’ireo firenena manana izao Drafitrโ€™asam-pirenena izao, ary ho afaka hiatrika ireo fanamby mikasika ny loza sy hamehana ara-pahasalamana.
SCM/DIRCOM-MSANP