๐—”๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—ผ๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ,
ย  ย  ย  ย  ย  ย  ย  Anisanโ€™ireo delegasiona nanotrona ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA izay nanao fitsidihana sy nitokana ireo zava-bita tany aminโ€™ny Faritra Matsiatra Ambony iny ny delegasiona avy aminโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka izay notarihanโ€™ Andriamatoa Minisitra ary nahitร na an-dRamatoa Talenโ€™ny Kabinetra.
Nandritra izany dia nitsidika sy nankahery ireo mpiasanโ€™ny Fahasalamana tao aminโ€™ny CHRD II Ambalavao izy ireo ary nanome toromarika Andriamatoa Minisitra mikasika ny fanandratana sy ny fitandroana ny hasinโ€™ny asa fitsaboana. Anisan’ izany ny fanatsarana ny kalitaon’ny fandraisana sy ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka.
Ny CHRD II Ambalavao moa dia mandray an-tร nana ny fitsaboana ireo marary ilร na fandidiana alefan’ny CSB miditra Hรดpitaly araka ny rafi-pahasalamana misy eto amintsika ary anisan’ ireo Tobim-pahasalamana ao anatin’ny Faritra Matsiatra Ambony ari-fomba sy manana fitaovana maoderina.
๐Ÿ“ธ: DRSP Matsiatra Ambony – SCM/DIRCOM-MSANP