๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜† – ๐Ÿญ2 ๐—ผ๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ |
Araka ny didy aman-dalร na manan-kery eto aminโ€™ny tanin’ny Repoblikan’ i Madagasikara dia tsy maintsy manao fanambaram-panร nana ireo manam-pahefana ambony, isan’izany ny mpikambana ao amin’ny Governemanta.
Ny Zoma 08 oktobra 2021 lasa teo no nahavita ny anjarany andriamatoa Minisitra, ary nanentana ireo mpitondra ambony eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny tenany ho Tonga hanatanteraka izany.
SCM/Dircom – MSANP