๐—•๐—ฒ๐—ณ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ถ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐—ข๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐—œ
Nivoaka androany ny andiany faha-16 taminโ€™ireo mpampivelona nanaraka fiofanana mahakasina ny ยซ รฉchographie communautaire, module obstรฉtricale ยป.
โœ…Mahatratara 26 ny isanโ€™izy ireo, ary niofana nandritra ny iray volana. Nizara roa mazava tsara ny fampianarana narahanโ€™ izy ireo. Ny lafiny teorika izay natrehanโ€™izy ireo tao aminโ€™ny INSPC Befelatanana sy ny fampiharana izany teny aminโ€™ny CSB2 Ambohipo sy CSB2 Mahamasina.
โœ…Nitsodrano azy ireo hahaleo hahalasana aminโ€™izay andraikitra ho sahaninโ€™izy ireo, Ramatoa Tale Jeneralinโ€™ny INSPC, Dr RAVAOARISOA Lantonirina, ary nanafatra mba hampiharana ny fahalalana izay vao avy norantovina ho fanomezana fahafaham-po ny vahoaka, indrindra eo aminโ€™ny lafiny fandraisana an-tanana sy fanaraha-maso ny fahasalamanโ€™ny reny sy ny zaza.
SCM/DIRCOM-MSANP