๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐—ผ๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ I
Tsapanโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika, Andry RAJOELINA ny fahasahiranana mianjady aminโ€™ireo marary mila fitsaboana maika manatona ny sampana vonjy aina eny anivonโ€™ny Hopitalim-panjakana ka nanolotra vahaolana maharitra izy nanoloana izany.
โœ…Tontosa androany maraina tao aminโ€™ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny lanonana fanaovan-tsonia ho fametrahana ny ยซย Fonds d’Urgenceย ยป eny aminโ€™ireo sampandraharaha misahana ny vonjy aina eny anivonโ€™ireo CHRR miisa 22, ireo CHRD miisa 99 ary ireo CHU manerana ny Nosy.
โœ…ยซ ๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ยป, ary tokony ho karakaraina tsara hatrany izy ireo, ka tsy ho atao olana intsony eo amin’ny fitsaboana, ny tsy fananam-bola hoy ny Filoha Andry RAJOELINA.
โœ… Efa ela no novolavolaina teto anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izao tetikasa izao, efa napetraka ny tetibola ary androany no nametrahana azy amin’ny fomba ofisialy eto Madagasikara.
๐—ฉ๐—ฒ๐—น๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐˜†: ยซ ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ยป.
Sary: Prรฉsidence de la Rรฉpublique de Madagascar – SCM/DIRCOM-MSANP