Manomboka anio Alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho anโ€™ny olona feno 18 taona no miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro aminโ€™ny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano.

 

Ireto avy ny toerana hahitana izany anio 20 desambra 2021 :

 

#ANTANANARIVO_RENIVOHITRA

 

– CHU JRA

– CHU JRB

– KIANJA BAREA

– KIANJA MAITSO ANALAMAHITSY

– SITE NATIONS-UNIES ANDRAHARO

– ANKATSO

 

#ANTANANARIVO_ATSIMONDRANO

 

– CSB2 ANDOHARANOFOTSY

– CSB2 TANJOMBATO

– CSB2 ANKARAOBATO

– CSB2 ANOSIZATO

– CSB2 CITร‰ ITAOSY

– CSB2 ITAOSY HOPITALY

 

#ANTANANARIVO_AVARADRANO

 

CSB2 TALATA VOLONONDRY

 

Hitombo ny toerana hanaovana ny vaksiny Pfizer manomboka rahampitso ary holazaina eto aminโ€™ny pejy ofisialinโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka hatrany.

——-

Isika rehetra miara-mandresy ny covid-19

#Andao_hanao_Vaksiny

#Arovy_ny_tenanao

#Arovy_koa_ny_hafa

 

Fampitam-baovao:

Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.

Sary: SCM/DIRCOM-MSANP