๐—ฉ๐—ฒ๐—น๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐˜†- ๐—ง๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ : ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—”

 

> ๐— ๐—œ๐—ญ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—ฆ๐—• ๐—œ๐—œ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜†

 

Ao aminโ€™ny distrikanโ€™i Mananara avaratra, Faritra Analanjirofo no misy ny kaomina Analanampotsy. Ao avaratrโ€™i Fenoarivo Atsinanana manamorona ny lalam-pirenena faha 5, eo anelanelanโ€™i Maroantsetra sy Toamasina vao afaka kelinโ€™ny Tetezana eo aminโ€™ny reniranonโ€™i Maningory.

 

Toy ireo kaomina maro manerana ny Nosy dia isanโ€™ireo nanangananโ€™ny Fitondram-panjakana CSB II Manarapenitra ihany koa ity kaomina izay ahitana mponina manodidina ny 18 000 ity.

 

#Velirano_Fahadimy

#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajin_taona

#Ministeran_ny_Fahasalamam_bahoaka_eo_anilanao_hatrany

 

SCM/DIRCOM-MSANP