Fanatanjahantena – 3fb rugby

Fanatanjahantena – 3fb rugby

Ny Alakamisy tolakandro teo no nanoloran’ny Klioban’ny 3FB RUGBY – Sokajy lehilahy an’ Andriamatoa Minisitra ny amboara azon’izy ireo tamin’ny « Match de Défi » izay nokarakarain’ny Fikambanana MIJOROA. Nandritra izany ihany...