par RAKOTONANTOANINA | 9 Fév 2021 | Coronavirus
Valanaretina coronavirus : nahitana fidinany ireo tranga tao anatin’ny telo andro « Mifanaraka tsara amin’ny ady natao tamin’ny coronavirus ny vokatra azontsika. Nahomby ireo paikady rehetra napetraka ary voafehy ny aretina na dia mbola ao anatin’ny ady tanteraka aza...
par RAKOTONANTOANINA | 29 Jan 2021 | Coronavirus
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manara-maso akaiky ny fivoaran’ny valanaretina Covid-19, tsikaritra araka izany fa misy fiakaran’ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina. Ny hany fitaovana ahafahantsika misoroka ny...
par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Evènements
« Tsy fotoan’ny fitavozavozana intsony izao » isan’ny toro-marika nomen’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, hoan’ireo Talem-paritry ny Fahasalamana, izay tonga nivory niaraka taminy sy Ramatoa Sekretera Jeneraly ary...
par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Evènements
𝚃𝚘𝚗𝚐𝚊 𝚗𝚒𝚝𝚜𝚒𝚍𝚒𝚔𝚊 𝚊𝚗’𝙰𝚗𝚍𝚛𝚒𝚊𝚖𝚊𝚝𝚘𝚊 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚢 𝙵𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚖-𝚋𝚊𝚑𝚘𝚊𝚔𝚊, 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝚁𝙰𝙺𝙾𝚃𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙷𝚊𝚗𝚒𝚝𝚛𝚊𝚕𝚊 𝙹𝚎𝚊𝚗 𝙻𝚘𝚞𝚒𝚜 𝚗𝚢 𝚂𝚘𝚕𝚘𝚗𝚝𝚎𝚗𝚊 𝚖𝚊𝚑𝚊𝚛𝚒𝚝𝚛𝚢 𝚗𝚢 𝚄𝙽𝙵𝙿𝙰, 𝙺𝚘𝚏𝚏𝚒 𝙺𝙾𝚄𝙰𝙼𝙴 𝚘𝚖𝚊𝚕𝚢 𝙰𝚕𝚊𝚝𝚜𝚒𝚗𝚊𝚒𝚗𝚢 𝟸𝟻 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟷. 𝙽𝚘𝚛𝚎𝚜𝚊𝚑𝚒𝚗𝚊 𝚝𝚊𝚘 𝚊𝚗𝚊𝚝𝚒𝚗’𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚗𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚍𝚛𝚒𝚗𝚍𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚊𝚒𝚗𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚔𝚘𝚑𝚘𝚗𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚊 𝚒𝚕𝚊𝚢 𝚊𝚝𝚊𝚘 𝚑𝚘𝚎...
par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Actualités
Tao anatin’ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana no nanatanterahana ny fananganan-tsaina teo anivon’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka androany Alatsinainy 25 janoary 2021. Tao amin’ny ivon-toerana LA2M Androhibe no nanatanterahana...