𝐅𝐀𝐍𝐈𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 «𝐒𝐄𝐑𝐕𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐔𝐑𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄𝐒 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀»

𝐅𝐀𝐍𝐈𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 «𝐒𝐄𝐑𝐕𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐔𝐑𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄𝐒 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀»

« Zo-ny vahoaka ny hisitraka fahasalamana ara-kalitao ary izay no isan’ny antony nanaovana izao ezaka izao mba hanarapenitra ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo… manentana antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra ary isika Vahoaka hahay hanaja ny...
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨

Mitohy hatrany ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy ny tontolo iasan’ny mpiasan’ny fahasalamana. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politika ankaboben’ny Fanjakana mikasika ny...
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 : 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐄𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 : 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐄𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐀

Fiaraha-miasa ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka Tontosa androany Zoma 27 Aogositra 2021 tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy ny fanaovan-tsonia ho fanavaozam-piaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Malagasy...