Fanambaran’ny Filoham-pirenena ho an’ny vahoaka malagasy: Tohizana ny hamehana ara-pahasalamana mba hitazonana ny ezaka efa natomboka izay hita fa nahitam-bokany tsara amin’ny fifehezana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus.