par RAKOTONANTOANINA | 24 Déc 2020 | Projets constructions
T ontosa ny 22 dec 2020 ny fametrahana ny vato fototra hanorenana ny CSB MANARAPENITRA ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra ANKAZOTSARARAVINA, Distrika Ambositra .Mankasitraka an’Atoa Préfet Ambositra mijery sy miahy hatrany ny Fahasalama-bahoaka ato amin’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Déc 2020 | Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
« Ny Firaisankina no hery, asa-vadi-drano tsy vita raha tsy ifanakonana ». Hita taratra ary azo tsapain-tanana ny fifanomezan-tanana eo amin’ny samy mpikambana ao amin’ny Governemanta amin’ny famaliana haingana ny hetahetam-bahoaka. Izany dia ho...
par Luc JEAN | 1 Déc 2020 | Nos réalisations, Projets constructions
Mandroso tsara ny asa fananganana ny Hôpitaly Manarapenitra ao Maintirano. #Velirano_faha_5 Sary sy fampitam-baovao: DRSP Melaky
par RAKOTONANTOANINA | 14 Oct 2020 | Actualités, Projets constructions
Notontosaina ny 14 Oktobra 2020 ny fametrahana ny vato fototra ho fanamarihana ny fanombohan’ny asa fanorenana ny trano fonenan’ny mpiasan’ny CSB U Maintirano. Roa volana no hamitana izany trano izany. # fanatsarana ny fotodrafitr’asan’ny...
par RAKOTONANTOANINA | 14 Oct 2020 | Actualités, Projets constructions
CSB Mahatsara, SDSP Ambatondrazaka Lohalaharana ao anatin’ny Vina 05 voizin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fananganana sy fanatsaràna ireo fotodrafitrasa toy ny toeram-pitsaboana sy ny trano hipetrahan’ireo Mpiasan’ny fahasalamana any amin’ireny toerana ireny...