par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Nos réalisations
Natomboka ny faran’ny herinandro teo ny fanorenana ny Hopitaly Katolika « Bon Samaritain » ao Betainomby. (Sabotsy faha-23 janoary 2021) Ny Filohampirenena RAJOELINA Andry niaraka tamin’ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean...
par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Nos réalisations
Hopitaly lalovan’ny lalam-pirenena faharoa ny CHRD Manjakandriana. Nanano sarotra azy ireo ny fitaterana ireo olona tra-doza noho ny lozam-pifamoivoizina. Teo ihany koa ny olana tanin’ny fitaterana ireo mpiteraka maro. Ho fanatanterahana ny velirano fahadimy ny...
par Luc JEAN | 13 Jan 2021 | Actualités, Nos réalisations
Anaty veliranon’ny Filoham-pirenena ny hananana rafi-pahasalamana matanjaka sy akaiky ny vahoaka. Nitondra ny anjara birikiny amin’izany ny Fikambanana « Aurar » avy ao amin’ny nosy rahavavy La Réunion, izay nanolotra « générateur de dialyse » na milina fanadiovana rà...
par RAKOTONANTOANINA | 5 Jan 2021 | Nos réalisations
Isan’ny antoka ahafahana manome tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao ho an’ny rehetra ny fampitaovana ireo tobim-pahasalamana, ho fanampiana ny fiarovana ireo mpiasan’ny fahasalamana. Anisan’ireo nisongandina taoo anatin’izany ny fanomezana fitaovam-pitsaboana sy...
par RAKOTONANTOANINA | 22 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Androany 22 desambra no andro fanamarinana ho Sakaizan’ny WASH ny Tobimpahasalamana eny anivon’ny kaominina Andoharanofotsy. Maro tokoa ny dingana efa nolalovan’izy ireo vao tody soa amin’izao andro anio izao. Koa tsara ny mampahafantatra fa ny paikady...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 22 Déc 2020 | Nos réalisations
Masaka ny nahandro, rehefa novolavolaina nanomboka ny volana Jolay 2019 sy nandalo fakan-kevitra teny anivon’ireo Tomponandraikitra isa-tsokajiny eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (Foibe sy isam-paritra) sy ireo...