par Andry RAHARISON | 3 Mar 2021 | Actualités, Evènements
Nandray ny Masoivohon’i Grande Bretagne, SEM David William Ashley izay miasa sy monina eto amintsika ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis androany 1 martsa 2021. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fiarahamiasa mahakasika...
par RAKOTONANTOANINA | 27 Jan 2021 | Actualités
Tao anatin’ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana no nanatanterahana ny fananganan-tsaina teo anivon’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka androany Alatsinainy 25 janoary 2021. Tao amin’ny ivon-toerana LA2M Androhibe no nanatanterahana...
par Luc JEAN | 13 Jan 2021 | Actualités, Nos réalisations
Anaty veliranon’ny Filoham-pirenena ny hananana rafi-pahasalamana matanjaka sy akaiky ny vahoaka. Nitondra ny anjara birikiny amin’izany ny Fikambanana « Aurar » avy ao amin’ny nosy rahavavy La Réunion, izay nanolotra « générateur de dialyse » na milina fanadiovana rà...
par RAKOTONANTOANINA | 11 Jan 2021 | Actualités
Anjaran’ny avy ao amin’ny DIFP na (Direction des Instituts des Formations des Paramédicaux) androany 11 janoary 2021 no nitatitra ireo zava-bita nandritra ny herinandro sy ireo tomban’asa ho avy raha ny eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka manokana. Fantatra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 31 Déc 2020 | Actualités, Evènements
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao faran’ny taona 2020 izao ary mirary antsika hanao fety Finaritra, samia ho tratry ny Taom-baovao 2021 avokoa. Ho fitsinjovana sy fanampiana amin’ny fiatrehana...