Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY

Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka

Fanarahamaso hentitra ny Fahasalamam-bahoaka

Fitsaboana manakaiky vahoaka

Fampitaovana ny Mpiasan’ny fahasalamana

Tobim-pahasalamana manarapenitra

Fahasalamana ho an'ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona

𝐅𝐀𝐍𝐈𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 «𝐒𝐄𝐑𝐕𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐔𝐑𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄𝐒 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀»

𝐅𝐀𝐍𝐈𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 «𝐒𝐄𝐑𝐕𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐔𝐑𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄𝐒 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀»

« Zo-ny vahoaka ny hisitraka fahasalamana ara-kalitao ary izay no isan’ny antony nanaovana izao ezaka izao mba hanarapenitra ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo… manentana antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra ary isika Vahoaka hahay hanaja ny...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨

Mitohy hatrany ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy ny tontolo iasan’ny mpiasan’ny fahasalamana. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politika ankaboben’ny Fanjakana mikasika ny...

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚.

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚.

  ⭕Ho antsika izay mbola tsy nanao vaksiny ka maniry ny hisitraka ny vaksiny Johnson & Johnson dia : - Misokatra hatrany ny fisoratana anarana « en ligne » ao amin'ny https://vaksiny.gov.mg/#/signin?from=/ - Mitohy hatrany ihany koa ny fisoratana anarana eny...

Fiarahamiasa eo amin’ny Ministera sy ny USAID

Fiarahamiasa eo amin’ny Ministera sy ny USAID

Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny USAID, dia nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo sy ny Directeur du Bureau Santé Population Nutrition USAID...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo

Ministre de la Santé Publique

« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.

Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »

À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.

Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.

Formations sanitaires

Centre Hospitalier Universitaire

Centre Hospitalier de Référence Régional

Centre Hospitalier de Référence de District I

Centre Hospitalier de Référence de District II

Centre de Santé de Base (CSB)

Appeler gratuitement

910 et 913

Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.

Nos partenaires