Atrik’asa momba ny CSU

Atrik’asa momba ny CSU

Miezaka hatrany ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hanomana fotodrafitrasa hanomezana tolopahasalamana mendrika sy mifanaraka amin’ny filàn’ny vahoaka. Nisy arak’izany ny atrikasa momba ny « Couverture de Santé Universelle(CSU) », izay anaty...
Staff Alatsinainy 07 Septambra 2020

Staff Alatsinainy 07 Septambra 2020

Ireo torimarika nomen’Andriamatoa Minisitra nandritra ny « staff » ny alatsinainy 07 Septambra : Fanoloran-tenan’ny tsirairay ho amin’ny fitondran-tena mendrika azahoana fahombiazana sy vokatra tsara Samy ho tompon’andraikitra sy mahafehy ny adidy ankinina...
Covid-19: Situation du 07.09.2020

Covid-19: Situation du 07.09.2020

Le résultat des analyses effectuées au cours des dernières 24 heures sur 472 échantillons a montré 33 nouvelles contaminations, ce qui porte à 15352 le nombre total des personnes infectées par le coronavirus. Ces nouveaux cas ont été localisés dans 7 régions: 17 cas à...
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 07 / 09 / 2020

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 07 / 09 / 2020

Toy ny mahazatra isakin’ny Alatsinainy maraina amin’ny 08 ora katroka, dia misy ny fananganantsaina izay tarihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahalamambahoaka, eo amin’ny tokotanin’ny Ministera Ambohidahy. Tao anatin’izay dia nisy ny jery todika ny asa vita ny herinandro...