π€ππƒπ‘πŽ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜ 𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐍𝐄 πŒπ„πƒπˆπ‚π€π‹π„
Hafaliana sy fahavitriana ombam-panantenana no namalian’ny vahoakan’ny Distrikan’ny Moramanga ny antso nataon’ny Fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Ministerana’ny Fahasalamam-bahoaka ny hetsika π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ π…π€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 π“π’π˜ π€ππŠπ€ππ€π•π€πŠπ€.
Velom-bolo tanteraka ny vahoaka nisitraka izao tolotra maimaimpona izao satria dia niavaka ity hetsika andiany fahatelo ity nohon’ny fisian’ireo tolotra fitsaboana izay tsy fahita raha tsy eny amin’ny hopitaly lehibe.
Hafapo tanteraka na ny vahoaka na ny mpitsabo nandritra ity andro voalohany hapanatonana ny fahasalamana ety ifotony ity.