โญ•Ho antsika izay mbola tsy nanao vaksiny ka maniry ny hisitraka ny vaksiny Johnson & Johnson dia :
– Misokatra hatrany ny fisoratana anarana ยซ en ligne ยป ao amin’ny https://vaksiny.gov.mg/#/signin?from=/
– Mitohy hatrany ihany koa ny fisoratana anarana eny aminโ€™ny Tobimpahasalamana Fototra na CSB manerana ny Nosy.

โœ… Ho antsika izay efa nahavita ny fisoratana anarana dia afaka manatona avy hatrany eny amin’ny Vaccinodrome HJRB Befelatanana ny tontolo andro na eny amin’ny Tobimpahasalamana Fototra (CSB) ny tapak’andro hariva manomboka amin’ny 01 ora misitraka ny fanaovam-baksiny maimaimpoana.

————-

โญ•Mitohy toraka izany ihany koa ny Fanaovam-baksiny Covishield/AstraZeneca andiany faharoa ho antsika izay efa nisitraka ny andiany voalohany.

โœ… Azontsika atao ny manatona avy hatrany ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha mandritra ny tontolo andro, na eny anivon’ny Tobimpahasalamana Fototra (CSB) ny tapak’andro maraina.

#Arovy_ny_tenanao
#Arovy_koa_ny_hafa
#Tongava_manao_Vaksiny

Loharanom-baovao: Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.