𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔, 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡A

🎯 Ho fanatanterahana ny Fanamby lehibe napetraky ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA mba hampifandanja ny hari-karena sy ny isan’ny mponina eto Madagasikara, dia isan’ireo tolotra ara-pahasalamana hita nandritra ny hetsika « Cliniques mobiles » mitety vohitra ihany koa ny Fandrindràna ny fiainam-pianakaviana.

 

#La_planification_familiale_levier_du_Developpement

 

#Fahasalamana_ho_an_ny_daholobe_tsy_anavahana_sokajin_taona

#Malagasy_mifanohana_hatrany

 

@Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka

@Association Fitia Officiel

@UNFPA Madagascar

@OMS Madagascar

@Fisa Madagascar

@Marie Stopes Madagascar

@USAID’s ACCESS Health Program

@ASOS Madagascar

 

📸: SCM/DIRCOM-MSANP