𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 – 𝗠𝗔𝗥𝗔𝗢𝗞𝗔
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟮𝟰 𝗙𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Nandray ny « Ambassadeur du Royaume du Maroc » miasa eto Madagasikara, SEM Mohammed Benjilany, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo androany.
⭕ Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny Fahasalamam-bahoaka no anisan’ny votoatin’ny fihaonana.
⭕ Mifamatotra ara-tantara i Madagasikara sy Maraoka, ary vonona hatrany ny hanohy izany ny Fanjakana Maraokanina, ohatra iray amin’izany ny fandrosoan’ny fananganana ny Hôpitaly izay tanterahan’ny « Fondation Mohamed VI » ao Antsirabe.
@Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
@Ambassade du Royaume du Maroc à Madagascar
📸 SCM/DIRCOM-MSANP