ππππ₯πππ-π πππ¦π π ππππππ¦ππππ₯π – π₯π’π¬ππ¨π π-π¨π‘π
β Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo Mpiara-miombon’antoka ho fanatsarana ny Fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara.
β Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, omaly 24 Febroary 2022, teto amin’ny birao fiasany Ambohidahy, ny Ambasadaoron’i Royaume-Uni miasa eto amintsika SEM David William Ashley.
β Ny fandrindrana fiainam-pianakaviana, ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19, ny fiarovana ny Mpiasan’ny fahasalamΓ na no isan’ireo teboka lehibe noresahana nandritra ny fihaonana.
@Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
@UK in Madagascar
πΈ: SCM/DIRCOM-MSANP