βœ… Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana tao an-drenivohitry ny Faritra BOENY, izay nomarihana tamin’ny hetsika fizaham-pahasalamana faobe, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 ary asa fanadiovana.
#JMS_2022: « Antoky ny fahasalamantsika ny tany onenantsika »