𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗻𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝗮 𝟮𝟴 – 𝟮𝟵 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 par | 22 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations | 0 commentaires Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: – Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza. – Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana ara-batana. Echographie… —— Mpiara-miasa: Fondation Mérieux —— 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 #Zarazarao