Teny amin’ny Orinasa afaka haba iray teny Anosizato no nisehoan’ity tranga izay tsy maintsy nampidirana hopitaly ireto mpiasa noho ny fahasemporana avy amin’ny entona simika. Nahatratra 70 teo ireo noraisina an-tanana teny anivon’ny Hôpitaly HJRA androany maraina. Tsy nisy ny aina nafoy, ary efa nalefa nody ny ankamaroan’ireo marary rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza azy. Manazava eto amin’ny raki-tsary ny talen’ny hopitaly HUJRA.
Récents
- Mémo sur le voyage des fans d’esports
- Mémo sur le voyage des fans d’esports
- Esports Fan Travel Trend Digest: Découvrez les meilleures options pour les passionnés d’esports en France
- Crypto Surf Camps : Une Tendance Estivale pour les Nomades Digitaux
- Crypto Surf Camps : Une Tendance Estivale pour les Nomades Digitaux
