ADY AMIN’NY TAZOMOKA

Mitohy hatrany ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra ho fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka.
Anisan’ireo nisitraka izany ny distrikan’ i Ikalamavony sy Lalangina ao anatin’ny faritra Matsiatra Ambony.

Ny fatorianao sy ny fianakavianao ao anaty lay misy odimoka maharitra isan-kalina ary mandavan-taona no fomba tsotra nefa mahomby hiaro anao amin’ny aretina tazomoka.

#Malagasy_tsy_ho_fatin_ny_tazomoka
#MSANP_PNLP_USAID_PMI
Loharano:Programme National de Lutte contre le Paludisme Madagascar