๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ญ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ.
๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ, ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ -๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ l
Nosokafana tamin’ ny fomba ofisialy androany maraina ny Zaikabe Nasionaly tanterahan’ny Paramedy izay haharitra efatra andro ary hifarana ny 05 novambra.
โœ…Iray amin’ireo toko telo mahamasa-nahandro ao amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Paramedy satria ny 45%n’ny mpiasan’ny Fahasalamana dia Paramedy avokoa.
โญ•Isan-taona no anatanterahana fihaonam-be toy izao, mba hifampizarana traikefa, hitondrana ireo tatitra avy any amin’ny Distrika tsirairay, handrafetana sahady ireo asa hotanterahina ny taona ho avy, ary ho fampiraisana ireo Paramedy rehetra manerana ny Nosy.
โœ…Tonga nanome voninahitra ny ny lanonam-panokafana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay sady ministra ยซ Coach ยป ny Faritra Menabe, ary ny Ministry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, notroninโ€™ ireo olomboafidy sy Manampahefana maro, nahitana ny Governoranโ€™ny Faritra, ny Filohanโ€™ny Vaomieranโ€™ny Fahasalamana eo anivonโ€™ny Antenimieram-pirenena, ireo Solombavambahoakanโ€™ i Madagasikara voafidy tany Analalava sy Befotaka, ny Filoha nasionalinโ€™ny Sendikanโ€™ny Infirmiera sy Mpampivelona eto Madagasikara (SISFM), ary ny Filohanโ€™ny Fikambanam-benโ€™ny Paramedy (APM).
โœ…Teny filamatry ny KONGRESY ny hoe ยซย ๐—”๐—š๐—œ๐—ฅ ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—– ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—™๐—˜๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ ๐—ฃ๐—ข๐—จ๐—ฅ ๐—Ÿ๐—” ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ง๐—˜ ๐—ฃ๐—จ๐—•๐—Ÿ๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜ย ยป
na ย ยป ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—˜๐——๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—›๐—”๐—ก๐—œ๐—ก๐—”, ๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—” ๐—ข๐— ๐—˜๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—”ย ยป
SCM/DIRCOM-MSANP