ππππ₯πππ-π πππ¦π π ππππππ¦ππππ₯π β π₯π’π¬ππ¨π π-π¨π‘π
Mitohy ny ezaka ataonβny Fitondram-panjakana ankehitriny aminβny fanamafisana ny fiaraha-miasa aminβireo Mpiara-miombonβantoka ho fanatsarana ny Fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara.
Noraisinβ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, omaly 24 Febroary 2022, teto aminβny birao fiasany Ambohidahy, ny Ambasadaoronβi Royaume-Uni miasa eto amintsika SEM David William Ashley.
Ny fandrindrana fiainam-pianakaviana, ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny iadiana aminβny covid-19, ny fiarovana ny Mpiasanβny fahasalamΓ na no isanβireo teboka lehibe noresahana nandritra ny fihaonana.
@Ministeranβny Fahasalamam-bahoaka
@UK in Madagascar
: SCM/DIRCOM-MSANP