โœ… Zana-kazo miisa 4000 fototra ๐ŸŒณ๐ŸŒณ๐ŸŒณ no nambolenโ€™ny Fianakaviam-benโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihanโ€™ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny Veliranonโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA, ยซ Madagasikara rakotra ala, miaina ao anatinโ€™ny tontolo maitso ยป.
โœ… Nanome voninahitra ity hetsika fambolen-kazo ity ireo Solombavam-bahoakanโ€™i Madagasikara efa-dahy, izay nahitana ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distriakanโ€™i Moramanga no sady Filohanโ€™ny Kaomisaona misahana ny Fahasalamana eo anivonโ€™ny Antenimieram-pirenena, ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™ny Ambohidratrimo, ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Fianarantsoa I ary ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™ i Sakaraha.
ยซ FAMBOLEN-KAZO FANARENANA LOHARANO, ANTOKY NY FIVELOMANโ€™NY MPONINA ยป
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP
+15