๐—ฆ๐——๐—ฆ๐—ฃ ๐—ฆ๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ: Tao Ampary no nanamarika izany taminโ€™ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaipoana toy ny fanaraha-maso ny Tosi-drร , fanaovam-bakisiny iadiana aminโ€™ny covid-19 narahana fizarana takela-panentanana mikasika ny fiarovana ny tontolo iainana, sy asa fanadiovana ny lobolobo manodidina ny CSB MANARAPENITRA AMBATOMITSANGANA, ary fivahinianana tao aminโ€™ny vaovaonโ€™ny RADIO RTS.
โš ๏ธ ยซ Tsy mora ny mamerina aminโ€™ny laoniny ny rano voaloto sy ny ala simba, na ny rivotra voapoizina, fiovaovanโ€™ny toetrโ€™andro. Kanefa tsy afaka ny ho velona ny taranakโ€™olombelona raha tsy misy rivotra madio, rano madio ary tany mahavokatra.. Ifalio sy ankalazao ny fanananao io tontolo iainana manome fiainana anao io ary ataovy izay tratry ny herinao hamerina azy aminโ€™ny laoniny sy hiaro azy. ยป
#JMS_2022: ยซ Antoky ny fahasalamantsika ny tany onenantsika ยป