🎯Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny:
– Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza.
– Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava.
🎯Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza.
🎯Fampahafantarana ny fanarenana ara-batana.
🎯Echographie…
——
Mpiara-miasa: Fondation Mérieux
——
𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢