par Andrisoa Lantoharivony | 12 Avr 2025 | Actualités
ContentJak się gra w bingo – sekrety i wskazówki do wygrywania każdej rundy! Dziś jest to rozgrywka, w której najlepiej brać udział na bieżąco, gdyż potencjalne zdobycze finansowe mogą być bardzo okazałe. Dla fanów Keno w naszym kraju powstała poniższa tabela dla...
par Andrisoa Lantoharivony | 17 Fév 2020 | Actualités
Araka ny filankevitry ny Minisitra ny Alarobia 12 Febroary 2020 lasa teo, dia voatendry ho Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ny Fahasalambahoaka, ny Pr SOLOFOMALALA Gaëtan Duval. Tontosa androany 17 febroary 2020 teto Ambohidahy ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny...
par Andrisoa Lantoharivony | 9 Fév 2020 | Actualités
Ho fisorohana ny « CORONAVIRUS » dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, ny Pr Ahmad Ahmad, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy Andriamatoa Joël Randriamandranto, Minisitry ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny Toetrandro ary ireo...
par Andrisoa Lantoharivony | 9 Fév 2020 | Actualités
Fanazavana ireo fizaham-pahasalamana eny anivon’ny Seranana (Seranan-tsambo sy seranam-piaramanidina) eto Madagasikara iarahana amin’ i Dr Jean Claude ANDRIANIRINARISON, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
par Andrisoa Lantoharivony | 7 Fév 2020 | Actualités
Le Professeur Ahmad Ahmad, Ministre de la Santé Publique a reçu 4 ambassadeurs, en deux jours, à savoir celui de la République Populaire de Chine, celui des Etats-Unis, de l’Inde et enfin celui de la Corée du Sud, au sein même du ministère à Ambohidahy. Le...