par Andrisoa Lantoharivony | 31 Jan 2020 | Actualités
Tanaty firahalahiana tanteraka no nanatontosana ny famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka teo aloha, Pr Julio RAKOTONIRINA sy ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao, Pr Ahmad Ahmad. Tonga maro nanatrika izany androany teo Ambohidahy ny...
par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités
Mitondra fanazavana fanampiny ny Dr Rado RANDRIAMIARANA Chef de service de la vigilance sanitaire aux frontières ao amin’ny DVSSER – MSANP
par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités
Fisorohana tsy hidirany « CORONAVIRUS » eto Madagasikara. Fanazavan’ Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ireo fepetra noraisina. Sary: TVM...
par Andrisoa Lantoharivony | 4 Jan 2020 | Actualités
Teny amin’ny Orinasa afaka haba iray teny Anosizato no nisehoan’ity tranga izay tsy maintsy nampidirana hopitaly ireto mpiasa noho ny fahasemporana avy amin’ny entona simika. Nahatratra 70 teo ireo noraisina an-tanana teny anivon’ny Hôpitaly...