par | 26 Oct 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Antoka ahafahana mamerina indray amin’ny laoniny ny hari-karena ny fisokafana amin’ny firenen-kafa, antoka ifaharan’ny fampandrosoana ihany koa anefa ny fahasalamana. Izany no antony nahatonga ny Fitondram-panjakana hanokatra ny sisin-tanin’i Madagasikara ka nametraka...
par | 24 Oct 2021 | Actualités
Androany tamin’ny 5 ora maraina dia noraisina an-tanana tamin’ny alalan’ny « Fonds d’urgence » tao amin’ny CHRR Antsohihy ireo olona 9 naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny RN6. Nisy ihany koa ny fitarafana...
par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Nanao tohi-vakana ireo hetsika izay nahitàna tolotra ara-pahasalamana maro sy MAIMAIMPOANA notontosain’ny Fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy...
par | 24 Oct 2021 | Actualités
#Antananarivo (Tanà) – Pharmacie de l’Ol Analakely 020 22 224 70 – Pharmacie METROPOLE Antaninarenina 020 22 675 22/034 05 811 34 – Pharmacie GISÈLE Anosivavaka 034 13 337 55 – Pharmacie ANDRAVOAHANGY Andravoahangy 020 22 245 12/033 12...
par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝟮𝟬 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Anisan’ ireo paikady entin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiara-miombon’antoka aminy, amin’ny fanatanterahana ny VELIRANO FAHADIMY, « Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana...
par | 23 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fanoitra iankinan’ny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman’ arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin’ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22...