par | 26 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
25 septambra Andro Maneratany ho an’ny Farmasianina : Mitàna anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny fitsaboana sy ny fandraisana an-tànana ny marary ny kalitaon’ ny fanafody ampiasaina. Fanafody azo antoka, manaraka ny fenitra takiana ary nahazo...
par | 24 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Tontosa androany 24 septambra 2021 tolakandro ny famindram-pitantanana teo amin’ i Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy, Tale vaovaon’ny Kabinetran’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy Prof RAKOTOMALALA Dave Patrick, Talen’ny Kabinetra teo aloha. Nanome voninahitra ny...
par | 20 Sep 2021 | Actualités
Isan’ireo laharam-pahamehan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny ny fanatrarana ny velirano fahadimy izay napetraky ny Filohan’ny Repoblika dia ny « Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ». Tafiditra...
par | 20 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
FAMPIROBOROBOANA NY FAHASALAMANA Notanterahana tao amin’ny Carlton Madagascar omaly Zoma 17 septambra 2021 ny fampahafantarana ny « plan de communication pour la promotion des comportements sains en matière d’ intrants de santé » sy ny fifanaovan-tsonia...
par | 20 Sep 2021 | Actualités, Coronavirus
Anisan’ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana ny hampisitraka fitaovana manaraka ny fenitra ny tobim-pahasalamana rehetra isan-tsokajiny manerana ny Nosy. Araka izany, nisy ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo kojakoka medikaly sy...
par | 20 Sep 2021 | Actualités
Anaran’ireo Mpitsabo 15 mianadahy voaray hiasa eny anivon’ny CHRD ato amin’ny Ministeran’ny Fahasalamamam-bahoaka, ao amin’ny Faritra Amoron’ i Mania, Androy, Atsimo Andrefana, Atsinanana, Boeny, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Melaky,...