par | 29 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Noho ny fanatanterahana ny vina sy paik’ady amin’ny fandrindram-piainam-pianakaviana eto Madagasikara izay isan’ireo Velirano faha-5 nataon’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA dia voahosotra ho Tompondaka amin’izany aty amin’ny kaontinanta...
par | 26 Sep 2021 | Actualités
VOIN-KAVA MAHATRATRA 👉Nanoloana ilay lozam-pifamoivoizana nitranga omaly tao ANTEZA (PK 305+400) RN 7 Kaominina Fiadanana, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony dia : ✔️Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Fitondram-panjakana tany an-toerana zay...
par | 26 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 Nigadona tetsy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny vaksiny « Sinopharm » 300.000 fatra izay fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana Sinoa ho entina hanamafisana hatrany ny ady hatrehina...
par | 26 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
TANORA SALAMA, TANORA FILAMATRA, HO AVIN’NY FIRENENA Taorinan’ny Toamasina sy Manakara dia notokanana androany ihany koa ny Zoro ho an’ny Tanora na « coin jeune » teto amin’ny Renivohi-paritra Atsimo Andrefana eto Toliara tao amin’ny Collège de...
par | 26 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
25 septambra Andro Maneratany ho an’ny Farmasianina : Mitàna anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny fitsaboana sy ny fandraisana an-tànana ny marary ny kalitaon’ ny fanafody ampiasaina. Fanafody azo antoka, manaraka ny fenitra takiana ary nahazo...
par | 24 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Tontosa androany 24 septambra 2021 tolakandro ny famindram-pitantanana teo amin’ i Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy, Tale vaovaon’ny Kabinetran’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy Prof RAKOTOMALALA Dave Patrick, Talen’ny Kabinetra teo aloha. Nanome voninahitra ny...