Ministère de la santé publique
  • Coronavirus
  • Actualités
    • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Documents
  • A propos
    • Organigramme
    • Contactez-nous
    • Le Ministre
Sélectionner une page
𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚: 𝐀𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐚

𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚: 𝐀𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐚

par | 28 Juil 2021 | Actualités

    Misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny ankolafinkery rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanomezana tolotra ara-pahasalamana ny vahoaka Malagasy. Anisan’izany ny Fondation AKBARALY amin’ny alalan’ny...
FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY

FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY

par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Projets constructions

FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY Notokanana androany 26 jolay 2021 ny trano vaovaon’ny « OSIET » ao Fort-Dauphin. Nitokana izany tany an-toerana Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean...
LANIRANO FORT-DAUPHIN : Fitokanana ny « Clinique médico-chirurgicale SILOAMA »

LANIRANO FORT-DAUPHIN : Fitokanana ny « Clinique médico-chirurgicale SILOAMA »

par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations

Anisan’ny miara-miasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa amin’ny fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy amin’ny fampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona (humanisation de soins) ireo...
Fahatongavan’ Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka tany amin’ny Faritra Anosy

Fahatongavan’ Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka tany amin’ny Faritra Anosy

par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements

Sary nandritra ny fahatongavan’ Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka tany amin’ny Faritra Anosy omaly 25 jolay 2021.
CHRD FARATSIHO : Nahazo fiara vaovao fitaterana marary

CHRD FARATSIHO : Nahazo fiara vaovao fitaterana marary

par | 26 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations

CHRD FARATSIHO Nahazo fiara vaovao fitaterana marary izay vokatry ny fiarahamiasa teo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy Andriamatoa Solombavambahoaka voafidy tao Faratsiho. Fampitam-baovao: Faratsiho Chrd
DRSP VATOVAVY FITOVINANY : Tolotra fahasalamana ho an’ny daholobe

DRSP VATOVAVY FITOVINANY : Tolotra fahasalamana ho an’ny daholobe

par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements

DRSP VATOVAVY FITOVINANY Tontosa ny Alakamisy 22 jolay 2021 lasa teo tao amin’ny Lapan’ny Tanana Ambiabe, distrikan’i Ifanadiana ny fanombohana ofisialy ny Tolotra fahasalamana ho an’ny daholobe na « CSU ». Olomboafidy sy Manampahefana maro...
« Précédentes
Suivantes »

Récents

  • 𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮̀ 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝗻 𝗘𝗽𝗶𝗱𝗲́𝗺𝗶𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗧𝗲𝗿𝗿𝗮𝗶𝗻 𝗙𝗿𝗼𝗻𝘁-𝗟𝗶𝗻𝗲, 𝗱𝗲𝘂𝘅𝗶𝗲̀𝗺𝗲 𝗰𝗼𝗵𝗼𝗿𝘁𝗲 𝗽𝗮𝗿 𝗹𝗮 𝗖𝗼𝗼𝗿𝗱𝗶𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗣𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗥𝗦𝗜𝗘𝟯 – 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗮𝘂 𝗦𝗘𝗚𝗔 𝗢𝗻𝗲 𝗛𝗲𝗮𝗹𝘁𝗵 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗢𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗜𝗻𝗱𝗶𝗲𝗻.
  • 𝗛𝗘𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗗𝗜𝗗𝗜𝗠-𝗣𝗢𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗔𝗢𝗕𝗘
  • 𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗧 𝗣𝗥𝗘𝗣𝗔𝗥𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗔𝗨𝗫 𝗣𝗔𝗡𝗗𝗘𝗠𝗜𝗘𝗦 𝗘𝗧 𝗥𝗘𝗡𝗙𝗢𝗥𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘𝗦 𝗦𝗘𝗥𝗩𝗜𝗖𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗕𝗔𝗦𝗘
  • 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗦𝗜𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗜𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗥𝗔𝗭𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗙𝗔𝗙𝗬 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 (𝗣𝗵𝗮𝘀𝗲 𝗜𝗜)
  • 𝗩𝗢𝗩𝗢𝗡𝗔𝗠-𝗕𝗘 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝗘𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗗𝗢𝗞𝗢𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 (𝗩𝗜𝗲̀𝗺𝗲𝘀 𝗔𝘀𝘀𝗶𝘀𝗲𝘀 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹’𝗢𝗿𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗠𝗲́𝗱𝗲𝗰𝗶𝗻𝘀).

Catégories

  • Actualités
  • Coronavirus
  • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Facebook
  • Twitter
  • Google
  • RSS
© Copyright | Développeur