par | 5 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝐀𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐕 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟕 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐭𝐫𝐚-𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞 𝟐 Notanterahana tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra, distrikan’Antsirabe II ny 3 aogositra 2021 ny fanombohana ofisialy ny...
par | 28 Juil 2021 | Actualités
Tonga tao amin’ny fitaleavam-paritra tao Vatovavy Fitovinany ireo farafara sy kidoro miisa 200 ho fampitaovana ireo CSB ao amin’io faritra io, ankoatr’izay dia nisy ihany koa ny « groupe électrogène » sy congélateur.Izao moa dia vokatrin’ny fiaraha-miasa niarahana...
par | 28 Juil 2021 | Actualités
Misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny ankolafinkery rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanomezana tolotra ara-pahasalamana ny vahoaka Malagasy. Anisan’izany ny Fondation AKBARALY amin’ny alalan’ny...
par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Projets constructions
FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY Notokanana androany 26 jolay 2021 ny trano vaovaon’ny « OSIET » ao Fort-Dauphin. Nitokana izany tany an-toerana Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean...
par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anisan’ny miara-miasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa amin’ny fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy amin’ny fampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona (humanisation de soins) ireo...
par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements
Sary nandritra ny fahatongavan’ Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka tany amin’ny Faritra Anosy omaly 25 jolay 2021.