par | 19 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
#Tanora_Filamatra_Aho #TAFA Notokanana androany teto amin’ny Renivohi-paritra Vatovavy Fitovinany, tao amin’ny Collège de Référence Manakara ilay #Zoro_hoan_ny_Tanora na ilay antsoina #Coin_jeune. Ity sehatra iray ity no ahafahan’ireo tanora...
par | 19 Sep 2021 | Actualités, Evènements
FANOMANANA NY FANOKAFANA NY SISIN-TANY Ho fanomanana ny fanokafana indray ny sisin-tany dia any Nosy Be i Dr RANDRIATSARAFARA Fidiniaina, Tale Jeneraly misahana ny fisorohana ara-pahasalamana eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Mitohy ny ezaka amin’ny fampitaovana ireo Tobim-pahasalamana miankina amin’ny Fanjakana ho fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka araka ny velirano fahadimin’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA. Nahazo fitaovana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
« Zo-ny vahoaka ny hisitraka fahasalamana ara-kalitao ary izay no isan’ny antony nanaovana izao ezaka izao mba hanarapenitra ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo… manentana antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra ary isika Vahoaka hahay hanaja ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Sep 2021 | Actualités
Mitohy hatrany ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy ny tontolo iasan’ny mpiasan’ny fahasalamana. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politika ankaboben’ny Fanjakana mikasika ny...