par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Manga ny lanitra mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ireo sehatra tsy miankina amin’ny fanatsaràna ny fahasalaman’ny vahoaka eny ifotony. Tontosa omaly 17 nôvambra 2020 ny fitokanana ny CSB II MAHAZAZA, ao amin’ny Kaomina Ambanivohitra...
par | 16 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Niavaka ny fananganan-tsaina androany satria dia tany amin’ny Laboratoara LA2M Androhibe ny Sekretera Jeneraly sy ireo tale samihafa eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka no nanangan-tsaina, izay nitohy tamin’ny fivorian’ny « Staff » notarihan-dRamatoa...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Nov 2020 | Actualités
Vonona tanteraka ny ekipan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hisahana ny fiarovana ara-pahasalamana mialoha, mandritra ary aorian’ny fihaonanan’ny BAREA MADAGASIKARA sy ny Elefantan’i Cote d’Ivoire rahampitso tolakandro ao...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Nov 2020 | Actualités
Aretina faha-efatra miteraka fahafatesana betsaka eto amintsika ny Tazomoka. Ho fanatsaràna ireo paikady entin’ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ireo Mpiara-miombon’antoka aminy hampihenana ny taha-pahafatesana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Nov 2020 | Actualités
Nandritra ny fandalovan’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis teto Nosy Be (Hell-ville) androany dia nanararaotra ihany koa ny tenany nijery ny fandrosoan’ny asa fananganana ny « Laboratoire Biomédicale » ao...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Nanamarika ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Diabeta teto Nosy be (Hell-ville) androany ihany koa ny fitokanana ny « Centre de Diabète Giovanna Saracino ». Araka ny hitantsika amin’ny sary izao dia Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,...