par | 16 Avr 2020 | Actualités, Coronavirus
http://www.sante.gov.mg/ministere-sante-publique/wp-content/uploads/2020/04/Ivato.mp4 Valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka teo am-pandraisana ireo fanampiana avy tamin’ny « Fondation Jack Ma » sy ny...
par | 16 Avr 2020 | Actualités, Coronavirus
Tonga ny atoandron’ny 15 Aprily 2020 teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny fitaovana hoentin’ny mpiasan’ny Fahasalamana miatrika ny valanaretina coronavirus eto amintsika. Fitaovana izay ahitana « respirateur », « EPI »,...
par | 14 Avr 2020 | Actualités
DRSP ITASY: Hentitra ny fanarahamaso ny fahasalaman’ireo olona mivoaka sy miditra ny Faritra Itasy. Mankahery hatrany ireo mpiasan’ny Fahasalamana rehetra manerana an’i Madagasikara izay tsy mandry andro tsy mandry alina amin’ ny fitsaboana sy...