
Intervention de Monsieur le Secrétaire Générale du Ministère au CCO Ivato le 09 Avril 2020

Nifarana androany ny Fanaraha maso ireo mpandeha eny amin’ny Toeram-piantsonana
Araka ny fantatsika rehetra dia nifarana ny Alakamisy 09 Aprily 2020 ny fotoana nahafahan'ireo olona izay nahavita fitokana-monina teto Antananarivo namonjy ny toerana niaviany. Isaorana isika Mpiasan'ny Fahasalamana rehetra izay niparitaka nanerana ireo...

Fampitaovana sy Fankaherezana ireo mpiasa eo amin’ny CHUJRB
MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Mitohy hatrany ny fampitaovana ireo mpiasan'ny fahasalamana amin'ny fiatrehana ny coronavirus. Anjaran'ny CHUJRB Befelatanana indray ,ny 09 Avril 2020, no nahazo fanampiana avy amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, izay...

Fitsidihan’Adriamatoa Minisitra teny amin’ny Institut Pasteur de Madagascar
Tonga nitsidika ny Institut Pasteur de Madagascar ny Minisitra AHMAD Ahmad ny 08 Aprily 2020. Nijery sy nanadihady ny fomba fiasa eo anivon’ity ivotoerana ity ary ihany koa nanaraka ny fizotran’ny fanofanana ireo “Biologiste” Malagasy, ao amin’ny “laboratoire de...

Madagasikara miatrika ny CORONAVIRUS
Tonga any Antsohihy ireo fitaovana hiatrehana ny valanaretina coronavirus.

Fanaraha maso ireo mpandeha eny amin’ny Toeram-piantsonana
Araka ny fanambarana nataon' Andriamatoa Filoham-pirenena dia nanomboka ny 07 Aprily 2020 ka hatramin'ny Alakamisy 09 Aprily 2020 ny fotoana ahafahan'ireo olona nahavita fihibohana mamonjy ny toeram-piaviany. Am-perinasa tanteraka amin'izao fotoana izao ireo...

FANAZAVAN’I TALEM-PARITRY NY FAHASALAMANA MAHAKASIKA NY TOE-DRAHARAHA any ATSIMO ANDREFANA
Efa maro ireo olona notazomina tao amin'ny quarantaine no efa vita test TDR ary négatif dia nomena attestation milaza ny maha-négatif azy ireo ary efa miverina any fiaraha-monina izy sy ny fianakaviany. Fa amin'izao fotoana izao dia 18 no mbola ahihiana ary efa...

Fanambaran’ny Filoham-pirenena ho an’ny vahoaka malagasy:
Fanambaran'ny Filoham-pirenena ho an'ny vahoaka malagasy: Tohizana ny hamehana ara-pahasalamana mba hitazonana ny ezaka efa natomboka izay hita fa nahitam-bokany tsara amin'ny fifehezana ny fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus. [video width="1280" height="720"...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.